Matthew 13:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ilay nafafy teny amin’ny tany be vato, dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin’ny hafaliana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ilay nafafy tamin’ny tany be vato no izay mandre ny teny sy mandray azy an-kafaliana miaraka amin’izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny voa nafafy tamin’ny tany be vato dia izay mahaheno ny teny ka mandray azy avy hatrany amin-kafaliana,
Malagasy Bible 1865
Fa ilay nafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin'ny hafaliana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ilay nafafy teny amin’ny tany be vato, dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin’ny hafaliana;
malagasy
Fa ilay nafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy dia izay mandre ny teny ka malaky mandray azy amin'ny hafaliana;