Matthew 13:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa tsy manam-paka ao anatiny ireny, fa maharitra vetivety foana; koa raha tonga izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny dia malaky tafintohina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa tsy miorim-paka izy ka tsy maharitra ela; fa nony misy fahoriana sy fanenjehana noho ny teny, dia tafintohina miaraka amin’izay izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy tsy mandatsaka lalina izany ao aminy fa vetivety foana no itanany azy; ka raha vao misy fijaliana na fanenjehana noho ny tenin’Andriamanitra, dia very finoana.
Malagasy Bible 1865
nefa tsy manam-paka ao anatiny izy, fa maharitra vetivety foana; koa raha avy izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny, dia malaky tafintohina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa tsy manam-paka ao anatiny ireny, fa maharitra vetivety foana; koa raha tonga izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny dia malaky tafintohina izy.
malagasy
nefa tsy manam-paka ao anatiny izy, fa maharitra vetivety foana; koa raha avy izay fahoriana na fanenjehana noho ny teny, dia malaky tafintohina izy.