Matthew 13:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny fanoharana hafa taminy koa Izy hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny lehilahy iray izay namafy voa tsara teny an-tanimbariny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanao fanoharana hafa taminy koa Izy, nanao hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia mitovy amin’ny lehilahy izay namafy voa tsara tamin’ny taniny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanolotra fanoharana hafa tamin’ny vahoaka i Jesoa ka nanao hoe: –Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny amin’ity lehilahy namafy voa tsara tamin’ny tanimbariny.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny lehilahy anankiray izay namafy voa tsara tany an-tanimbariny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny fanoharana hafa taminy koa Izy hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny lehilahy iray izay namafy voa tsara teny an-tanimbariny;
malagasy
Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny lehilahy anankiray izay namafy voa tsara tany an-tanimbariny;