Matthew 13:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa raha natory ny olona dia avy ny fahavalony ka namafy voan-tsimparifary teny amin’ny vary ary lasa nandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha natory ny olona, dia tonga ny fahavalony, ka namafy voan’ahi-dratsy tamin’ny vary, dia lasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo raha natory ny olona, dia tonga ny fahavalon-dralehilahy tompon-tanimbary ka namafy voan-tsimparifary tamin’ny vary, dia lasa nandeha.
Malagasy Bible 1865
fa raha natory ny olona, dia avy ny fahavalony ka namafy voan-tsimparifary teny amin'ny vary, dia lasa nandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa raha natory ny olona dia avy ny fahavalony ka namafy voan-tsimparifary teny amin’ny vary ary lasa nandeha.
malagasy
fa raha natory ny olona, dia avy ny fahavalony ka namafy voan-tsimparifary teny amin'ny vary, dia lasa nandeha.