Matthew 13:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niseho koa ny tsimparifary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony naniry ny vary ka niteraka, dia nitranga koa ny ahi-dratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa naniry ny vary ka niteraka dia nipoitra koa ny tsimparifary.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niposaka koa ny tsimparifary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niseho koa ny tsimparifary.
malagasy
Ary rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niposaka koa ny tsimparifary.