Matthew 13:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fahavalo no nahavita izany. Ary hoy ireo mpanompony taminy: Koa tianao va ny handehananay hanongotra azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahavaloko no nanao izany, hoy ny navaliny. Tianao va ny handehananay hiava azy? hoy ireo mpanompony taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: «Fahavalo no nanao izany!» Ary hoy ny mpanompony taminy: «Koa tianao ve ny handehananay hanaisotra ny tsimparifary?»
Malagasy Bible 1865
Fahavalo no nanao izany. Ary ny mpanompony nanao taminy hoe: Koa tianao va handehananay hanongotra sy hanangona azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fahavalo no nahavita izany. Ary hoy ireo mpanompony taminy: Koa tianao va ny handehananay hanongotra azy?
malagasy
Fahavalo no nanao izany. Ary ny mpanompony nanao taminy hoe: Koa tianao va handehananay hanongotra sy hanangona azy?