Matthew 13:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary ianareo dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsia, hoy Izy, fandrao ongotanareo mbamin’ny vary, raha manongotra ny ahi-dratsy ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nataon’ny tompon-tanimbary hoe: «Tsia, fandrao hongotanareo mbamin’ny vary raha esorinareo ny tsimparifary!»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary ianareo, dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary ianareo dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary.
malagasy
Fa hoy izy: Tsia, fandrao, raha manongotra ny tsimparifary ianareo, dia hongotanareo miaraka aminy koa ny vary.