Matthew 13:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza zavatra maro tamin’ny fanoharana taminy Izy ka niteny hoe: Indro, niainga ny mpamafy mba hamafy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nilaza zavatra maro tamin’ireo tamin’ny fanoharana Izy. Hoy Izy hoe: «Indro nivoaka hamafy ny mpamafy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanoharana no nilazan’i Jesoa zavatra maro taminy ka hoy Izy: –Indro niainga ity mpamafy hamafy voa.
Malagasy Bible 1865
Ary nilaza zavatra maro taminy tamin'ny fanoharana Izy ka nanao hoe: Indro, nivoaka ny mpamafy mba hamafy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza zavatra maro tamin’ny fanoharana taminy Izy ka niteny hoe: Indro, niainga ny mpamafy mba hamafy;
malagasy
Ary nilaza zavatra maro taminy tamin'ny fanoharana Izy ka nanao hoe: Indro, nivoaka ny mpamafy mba hamafy;