Matthew 13:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza fanoharana hafa taminy koa Izy hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny voantsinapy izay nalain’olona ka nafafiny tany an-tsahany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanao fanoharana hafa taminy koa Izy nanao hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia mitovy amin’ny voan-tsinapy izay nalain’ny olona ka nafafiny tany an-tanimboliny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanolotra fanoharana hafa indray tamin’ny vahoaka i Jesoa ka nanao hoe: –Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny voan-tsinapy nalain’ity lehilahy anankiray ary nafafiny tany an-tanimboliny.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny voan-tsinapy izay nalain'olona ka nafafiny tany an-tsahany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza fanoharana hafa taminy koa Izy hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny voantsinapy izay nalain’olona ka nafafiny tany an-tsahany;
malagasy
Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny voan-tsinapy izay nalain'olona ka nafafiny tany an-tsahany;