Matthew 13:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa kely noho ny voa rehetra izy, kanefa rehefa maniry dia lehibe noho ny anana ka tonga hazo, dia avy ny voromanidina ka manorina akany eo amin’ny rantsany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kely indrindra amin’ny voan-javatra rehetra izy; fa rehefa nitombo kosa, dia lehibe noho ny ànana rehetra, ka tonga hazo; dia avy ny voromanidina mipetraka ao amin’ny rantsany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Madinika indrindra amin’ny voa famafy rehetra ny voan-tsinapy, saingy rehefa maniry, dia izy no lehibe indrindra amin’ny anana rehetra sady tonga hazo; dia avy ny voro-manidina manao akany honenana ao amin’ny rantsany.
Malagasy Bible 1865
fa kely noho ny voa rehetra izy, kanefa rehefa maniry, dia lehibe noho ny anana ka tonga hazo, dia avy ny voro-manidina ka mitoetra ao amin'ny rantsany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa kely noho ny voa rehetra izy, kanefa rehefa maniry dia lehibe noho ny anana ka tonga hazo, dia avy ny voromanidina ka manorina akany eo amin’ny rantsany.
malagasy
fa kely noho ny voa rehetra izy, kanefa rehefa maniry, dia lehibe noho ny anana ka tonga hazo, dia avy ny voro-manidina ka mitoetra ao amin'ny rantsany.