Matthew 13:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola nilaza fanoharana hafa taminy koa Izy hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny masirasira, izay nalain’ny vehivavy iray ka naharony tamin’ny koba intelon’ny famarana, mandra-pahazon’ny masirasira azy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanao fanoharana hafa taminy koa Izy hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia mitovy amin’ny lalivay, izay nalain’ny vehivavy anankiray ka nataony tao amin’ny koban-dafarina intelon’ny famarana, mandra-pahazon’ny lalivay azy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nilaza fanoharana hafa koa tamin’ny vahoaka i Jesoa ka nanao hoe: –Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny leviora nalain’ity vehivavy anankiray ary nampifangaroiny tamin’ny koba eran’ny kovetabe mandra-pibohaky ny koba manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy hoe: Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny masirasira, izay nalain'ny vehivavy anankiray ka nataony tao amin'ny koba intelon'ny famarana, mandra-pahazon'ny masirasira azy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola nilaza fanoharana hafa taminy koa Izy hoe: Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny masirasira, izay nalain’ny vehivavy iray ka naharony tamin’ny koba intelon’ny famarana, mandra-pahazon’ny masirasira azy rehetra.
malagasy