Matthew 13:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany zavatra rehetra izany tamin’ny vahoaka ary tsy nisy nolazainy taminy, afa-tsy tamin’ny fanoharana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanoharana no nilazan’i Jesoa izany rehetra izany tamin’ny vahoaka, ary Izy tsy niteny taminy afa-tsy tamin’ny fanoharana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanoharana no nanambaran’i Jesoa izany rehetra izany tamin’ny vahoaka. Ary tsy nanambara zavatra tamin’ny vahoaka afa-tsy tamin’ny fanoharana i Jesoa,
Malagasy Bible 1865
Fanoharana no nilazan'i Jesosy izany zavatra rehetra izany tamin'ny vahoaka, ary tsy nisy nolazainy taminy, afa-tsy tamin'ny fanoharana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fanoharana no nilazan’i Jesosy izany zavatra rehetra izany tamin’ny vahoaka ary tsy nisy nolazainy taminy, afa-tsy tamin’ny fanoharana
malagasy
Fanoharana no nilazan'i Jesosy izany zavatra rehetra izany tamin'ny vahoaka, ary tsy nisy nolazainy taminy, afa-tsy tamin'ny fanoharana,