Matthew 13:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: «Hiloa-bava hilaza fanoharana Aho; hanambara zavatra izay nafenina hatrizay nanorenana izao tontolo izao Aho» (Sal 78.2).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho tanteraka ny tenin’ny mpaminany manao hoe: «Hiloa-bava hilaza fanoharana aho, ary hanambara zavatra izay miafina hatramin’ny nanaovana an’izao tontolo izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hany ka tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: «Fanoharana no hitenenako; zavatra nafenina hatramin’ny nahariana izao tontolo izao no hambarako.»
Malagasy Bible 1865
mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hiloa-bava hilaza fanoharana Aho; Hanambara zavatra izay nafenina hatrizay nanorenana izao tontolo izao Aho (Sal. 78. 2).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: «Hiloa-bava hilaza fanoharana Aho; hanambara zavatra izay nafenina hatrizay nanorenana izao tontolo izao Aho» (Sal 78.2).
malagasy
mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: Hiloa-bava hilaza fanoharana Aho; Hanambara zavatra izay nafenina hatrizay nanorenana izao tontolo izao Aho (Sal. 78. 2).