Matthew 13:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy namaly hoe: Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak’Olona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namaly Izy ka nilaza taminy hoe: «Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak’olona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak’olona;
Malagasy Bible 1865
Ary namaly Izy ka nanao hoe: Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak'olona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy namaly hoe: Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak’Olona*;
malagasy
Ary namaly Izy ka nanao hoe: Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak'olona;