Matthew 13:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny tanimbary dia izao tontolo izao; ny voa tsara dia ireo zanaky ny fanjakan’ny lanitra; ny tsimparifary dia ireo zanak’ilay ratsy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tanimbary dia izao tontolo izao; ny voa tsara dia ny zanaky ny fanjakana; ny ahi-dratsy dia ny zanak’ilay Ratsy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny tanimbary dia izao tontolo izao; ny voa tsara dia ny olona miaina araka ny Fanjakàn’ny lanitra; ny tsimparifary dia ny olona andevozin’ ilay Ratsy;
Malagasy Bible 1865
ny tanimbary dia izao tontolo izao; ny voa tsara dia ny zanaky ny fanjakana; ny tsimparifary dia ny zanak'ilay ratsy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny tanimbary dia izao tontolo izao; ny voa tsara dia ireo zanaky ny fanjakan’ny lanitra; ny tsimparifary dia ireo zanak’ilay ratsy;
malagasy
ny tanimbary dia izao tontolo izao; ny voa tsara dia ny zanaky ny fanjakana; ny tsimparifary dia ny zanak'ilay ratsy;