Matthew 13:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahavalo izay namafy izany dia ny devoly; ny fararano dia ny fahataperan’izao tontolo izao ary ny mpijinja dia ny anjely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fahavalo izay namafy azy, dia ny devoly; ny taom-pijinjana, dia ny fahataperan’izao tontolo izao; ary ny mpijinja, dia ny Anjely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fahavalo namafy ny tsimparifary dia ny devoly; ny taom-pijinjana dia ny fiafaran’izao tontolo izao; ary ny mpijinja dia ny anjely.
Malagasy Bible 1865
ny fahavalo izay namafy izany dia ny devoly; ny fararano dia ny fahataperan'izao tontolo izao; ary ny mpijinja dia anjely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahavalo izay namafy izany dia ny devoly*; ny fararano dia ny fahataperan’izao tontolo izao ary ny mpijinja dia ny anjely.
malagasy
ny fahavalo izay namafy izany dia ny devoly; ny fararano dia ny fahataperan'izao tontolo izao; ary ny mpijinja dia anjely.