Matthew 13:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tahaka ny anangonana ny tsimparifary sy andoroana azy amin’ny afo dia toy izany no hatao amin’ny fahataperan’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny anangonana ny ahi-dratsy sy andorana azy amin’ny afo no hatao raha mby amin’ny fahataperan’izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tahaka ny anesorana ny tsimparifary sy andorana azy amin’ny afo no hatao amin’ny fiafaran’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Koa tahaka ny anangonana ny tsimparifary sy andoroana azy amin'ny afo, dia toy izany no hatao amin'ny fahataperan'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tahaka ny anangonana ny tsimparifary sy andoroana azy amin’ny afo dia toy izany no hatao amin’ny fahataperan’izao tontolo izao.
malagasy
Koa tahaka ny anangonana ny tsimparifary sy andoroana azy amin'ny afo, dia toy izany no hatao amin'ny fahataperan'izao tontolo izao.