Matthew 13:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hanipy azy any amin’ny fandoroana lehibe mirehitra afo; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hanipy azy ao amin’ny memy mirehitra; any ho hisy fitomaniana sy fikitroha-nify.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hanipy azy any anatin’ny memy mirehitra; dia any ireo no hitomany sy hikotro-nify.
Malagasy Bible 1865
dia hanipy azy any amin'ny fandoroana lehibe mirehitra afo izy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hanipy azy any amin’ny fandoroana lehibe mirehitra afo; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.
malagasy
dia hanipy azy any amin'ny fandoroana lehibe mirehitra afo izy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.