Matthew 13:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin’ny fanjakan’ny Rainy. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany kosa ny olo-marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin’ny fanjakan’ny Rainy. Aoka hihaino izay manan-tsofina hihainoana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay kosa ny olo-marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro ao amin’ny Fanjakan’ny Rainy. Izay manan-tsofina hihainoana, aoka hihaino!
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin'ny fanjakan'ny Rainy. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin’ny fanjakan’ny Rainy. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino.
malagasy
Ary amin'izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin'ny fanjakan'ny Rainy. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino. [Na: (Izay manan-tsofina ho enti-mihaino)]