Matthew 13:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny harena nafenina tany an-tsaha izay hitan’olona ka nafeniny; ary noho ny hafaliany dia lasa nandeha izy ka nivarotra ny fananany rehetra dia nividy izany saha izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny rakitra nafenina tany an-tsaha, izay hitan’olona ka nafeniny tao ihany aloha; dia lasa tamin-karavoana izy nivarotra izay rehetra mety ho fananany, ary nividy io saha io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny harena miafina ao anaty saha. Nisy olona nahita ilay harena ka nafeniny tao ihany aloha; ary noho ny hafaliany dia lasa izy nivarotra ny fananany rehetra, ka nividy izany saha izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny harena nafenina tany an-tsaha, izay hitan'olona, ka dia nafeniny; ary noho ny hafaliany dia lasa nandeha izy ka nivarotra ny fananany rehetra, dia nividy izany saha izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny harena nafenina tany an-tsaha izay hitan’olona ka nafeniny; ary noho ny hafaliany dia lasa nandeha izy ka nivarotra ny fananany rehetra dia nividy izany saha izany.
malagasy