Matthew 13:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpivaro-mandeha iray izay nikatsaka vatosoa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpandranto mitady voahangy tsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ary izao koa: ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny amin’ny mpandranto mitady vatosoa.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpivaro-mandeha iray izay nikatsaka vatosoa;
malagasy
Ary koa, ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa;[Gr.perila]