Matthew 13:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa rehefa nahita vatosoa iray sarobidy izy dia lasa nivarotra ny fananany rehetra ka nividy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony nahita anankiray be vidy izy, dia lasa nivarotra ny fananany rehetra ka nividy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahita anankiray sarobidy izy, dia lasa nivarotra ny fananany rehetra, ka nividy izany vatosoa izany.
Malagasy Bible 1865
ary rehefa nahita vato soa iray saro-bidy izy, dia lasa nivarotra ny fananany rehetra ka nividy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa rehefa nahita vatosoa iray sarobidy izy dia lasa nivarotra ny fananany rehetra ka nividy azy.
malagasy
ary rehefa nahita vato soa iray saro-bidy izy, dia lasa nivarotra ny fananany rehetra ka nividy azy.[Gr. perila]