Matthew 13:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny harato tarihina, izay nalatsaka tao amin’ny ranomasina ka nahavory ny samihafa karazana rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny harato nalatsaka tany anaty ranomasina, ka nanangona izao karazan-kazandrano rehetra izao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ary izao koa: ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ny harato nalatsaka anaty ranomasina ka nanangona izao karazan-trondro rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny harato-tarihina, izay nalatsaka tao amin'ny ranomasina ka nahavory ny samy hafa karazana rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny harato tarihina, izay nalatsaka tao amin’ny ranomasina ka nahavory ny samihafa karazana rehetra;
malagasy
Ary koa, ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny harato-tarihina, izay nalatsaka tao amin'ny ranomasina ka nahavory ny samy hafa karazana rehetra;