Matthew 13:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary rehefa feno izany dia notarihiny ho eny an-tanety, dia nipetraka ny olona ka nifantina ny tsara hataony ao anaty harona fa ny ratsy kosa dia nariany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
rehefa feno izy dia nosarihina ho eny amoron-drano, ka nipetraka ny olona nifantina ny tsara hataony ao an-karona, fa ny ratsy kosa nariany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa feno ny harato, dia notarihina ho eny amoron-drano; ary nipetraka ny mpanarato nifantina ny tsara hataony an-karona, fa ny ratsy kosa nariany.
Malagasy Bible 1865
ary rehefa feno izany, dia notarihiny ho eny an-tanety, dia nipetraka ny olona ka nifantina ny tsara hataony ao an-karona, fa ny ratsy nariany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary rehefa feno izany dia notarihiny ho eny an-tanety, dia nipetraka ny olona ka nifantina ny tsara hataony ao anaty harona fa ny ratsy kosa dia nariany.
malagasy
ary rehefa feno izany, dia notarihiny ho eny an-tanety, dia nipetraka ny olona ka nifantina ny tsara hataony ao an-karona, fa ny ratsy nariany.