Matthew 13:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tahaka izany no hatao amin’ny fahataperan’izao tontolo izao; hiainga ny anjely ka hanavaka ny ratsy fanahy hisaraka amin’ny marina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho tahaka izany koa raha mby amin’ny fahataperan’izao tontolo izao: hivoaka ny Anjely hanavaka ny ratsy fanahy hisaraka amin’ny marina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tahaka izany no hatao amin’ny fiafaran’izao tontolo izao; ho tonga ny anjely hanavaka ny ratsy fanahy hisaraka amin’ny olo-marina,
Malagasy Bible 1865
Dia tahaka izany no hatao amin'ny fahataperan'izao tontolo izao; hivoaka ny anjely ka hanavaka ny ratsy fanahy hisaraka amin'ny marina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tahaka izany no hatao amin’ny fahataperan’izao tontolo izao; hiainga ny anjely ka hanavaka ny ratsy fanahy hisaraka amin’ny marina,
malagasy
Dia tahaka izany no hatao amin'ny fahataperan'izao tontolo izao; hivoaka ny anjely ka hanavaka ny ratsy fanahy hisaraka amin'ny marina,