Matthew 13:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sasany dia voafafy teny amin’ny tany be vato izay tsy ampy nofon-tany, dia nalaky nitsiry ireny satria tsy lalina ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny sasany latsaka tamin’ny tany be vato sady nanify nofo, ka nitsimoka vetivety, satria tsy lalina ny nofon-tany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny voa sasany latsaka tamin’ny toerana be vato sady manify nofon-tany, ka vetivety dia nitsimoka satria tsy lalina ny tany nilentehany;
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy; dia nalaky nitrebona ireny, satria tsy nisy tany lalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sasany dia voafafy teny amin’ny tany be vato izay tsy ampy nofon-tany, dia nalaky nitsiry ireny satria tsy lalina ny tany.
malagasy
Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tany marivo ambony vatolampy; dia nalaky nitrebona ireny, satria tsy nisy tany lalina.