Matthew 13:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azonareo va izany rehetra izany? Hoy ireo Taminy: Eny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Efa azonareo va izany?» «Eny» hoy izy ireo taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Efa fantatrareo ve izany rehetra izany? Ka novalian’ireo hoe: –Eny, efa fantatray!
Malagasy Bible 1865
Efa azonareo va izany rehetra izany? Hoy ireo taminy: Eny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azonareo va izany rehetra izany? Hoy ireo Taminy: Eny.
malagasy
Efa azonareo va izany rehetra izany? Hoy ireo taminy: Eny.