Matthew 13:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa vitan’i Jesosy ireo fanoharana ireo dia niala teo Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapitra izany fanoharana izany, dia niala teo i Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa vitan’i Jesoa ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitan'i Jesosy ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa vitan’i Jesosy ireo fanoharana ireo dia niala teo Izy.
malagasy
Ary rehefa vitan'i Jesosy ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy.