Matthew 13:55 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy Ilehity va ilay zanaky ny mpandrafitra? Tsy Maria va no anaran’ny reniny? Ary tsy i Jakoba sy i Josefa ary i Simona sy i Jodasy va no rahalahiny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ilay zanaky ny mpandrafitra va io? Tsy i Maria va no anaran-dreniny, ary tsy i Jakôba, sy i Josefa, sy i Simôna ary i Jodà va no rahalahiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ny zanak’i Jôsefa mpandrafitra ve io? Tsy i Maria ve no anaran-dreniny? Tsy i Jakôba sy i Jôsefa ary i Simôna sy i Joda ve no anaran’ireo rahalahiny?
Malagasy Bible 1865
Tsy Ilehity va ilay Zanaky ny mpandrafitra? Tsy Maria va no anaran'ny reniny? Ary tsy Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy va no rahalahiny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy Ilehity va ilay zanaky ny mpandrafitra? Tsy Maria va no anaran’ny reniny? Ary tsy i Jakoba sy i Josefa ary i Simona sy i Jodasy va no rahalahiny?
malagasy
Tsy Ilehity va ilay Zanaky ny mpandrafitra? Tsy Maria va no anaran'ny reniny? Ary tsy Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy va no rahalahiny?