Matthew 13:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo anabaviny, moa tsy etỳ amintsika avokoa va? Koa avy taiza no nahazoan’Ilehity izany zavatra rehetra izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary moa tsy etỳ amintsika avokoa va ny anabaviny rehetra? Koa taiza no nahazoany izany rehetra izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary moa tsy miara-monina amintsika avokoa ve ireo anabaviny? Koa avy taiza àry ny nahazoan’ilay io izany rehetra izany?
Malagasy Bible 1865
Ary ny anabaviny, moa tsy eto amintsika avokoa va izy? Koa avy taiza no nahazoan'ilehity izany zavatra rehetra izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo anabaviny, moa tsy etỳ amintsika avokoa va? Koa avy taiza no nahazoan’Ilehity izany zavatra rehetra izany?
malagasy
Ary ny anabaviny, moa tsy eto amintsika avokoa va izy? Koa avy taiza no nahazoan'ilehity izany zavatra rehetra izany?