Matthew 13:58 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nanao asa lehibe maro teo Izy noho ny tsy finoan’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tsy nanao fahagagana betsaka teo Izy noho ny tsy finoan’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy nahavita asa mahagaga firy teo i Jesoa, noho ry zareo tsy nanam-pinoana.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nanao asa lehibe maro teo Izy noho ny tsi-finoan'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nanao asa lehibe maro teo Izy noho ny tsy finoan’ireo.
malagasy
Ary tsy nanao asa lehibe maro teo Izy noho ny tsi-finoan'ireo.