Matthew 13:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa niposaka ny masoandro dia nalazo izy ireny, ary satria tsy nanam-paka tsara izy dia maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kanjo nony niposaka ny masoandro, dia nalazo izy ka maina, satria tsy latsa-paka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy nony nipoaka ny andro, dia nalazon’ny hafanana ireo tsimoka ireo ka maina, satria tsy namaka lalina.
Malagasy Bible 1865
Fa rehefa niposaka ny masoandro, dia nalazo ireny, ary satria tsy nanam-paka, dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa niposaka ny masoandro dia nalazo izy ireny, ary satria tsy nanam-paka tsara izy dia maty.
malagasy
Fa rehefa niposaka ny masoandro, dia nalazo ireny, ary satria tsy nanam-paka, dia maty izy.