Matthew 13:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sasany dia voafafy teny amin’ny tsilo; ary naniry ny tsilo ka nangeja azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sasany latsaka tany anaty tsilo, dia nitombo ny tsilo ka dia nahafaty azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny voa sasany indray latsaka tany anaty tsilo; dia nitombo ny tsilo ary voageja ny tsimoka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tsilo; ary ny tsilo naniry ka nangeja azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sasany dia voafafy teny amin’ny tsilo; ary naniry ny tsilo ka nangeja azy.
malagasy
Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tsilo; ary ny tsilo naniry ka nangeja azy.