Matthew 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany i Heroda mpanapaka dia nandre ny lazan’i Jesosy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, dia ren’i Herôda tetrarka ny lazan’i Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany, dia ren’i Herôda mpanjaka ny lazan’i Jesoa,
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany Heroda mpanapaka nandre ny lazan'i Jesosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany i Heroda mpanapaka dia nandre ny lazan’i Jesosy
malagasy
Tamin'izany andro izany Heroda mpanapaka nandre ny lazan'i Jesosy,