Matthew 14:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nandefa iraka hanapaka ny lohan’i Jaona tao an-tranomaizina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary naniraka nampanapaka ny lohan’i Joany tao an-tranomaizina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naniraka olona i Herôda hanapa-doha an’i Jôhany tany am-ponja.
Malagasy Bible 1865
Ary dia naniraka hanapaka ny lohan'i Jaona tao an-tranomaizina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nandefa iraka hanapaka ny lohan’i Jaona tao an-tranomaizina izy.
malagasy
Ary dia naniraka hanapaka ny lohan'i Jaona tao an-tranomaizina izy.