Matthew 14:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentina teo ambony lovia ny lohan’i Jaona ka nomena ilay zazavavy; ary izy kosa dia nitondra izany ho ao amin’ny reniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentina tamin’ny lovia ny lohany, ka nomena an-drazazavavy, ary nentiny tany amin-dreniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentina an-dovia ny lohan’i Jôhany; ka nomena an-drazazavavy, ary nentina tany amin-dreniny.
Malagasy Bible 1865
Dia nentina an-dovia ny lohany ka nomena ilay zazavavy; ary izy nitondra azy ho ao amin-dreniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentina teo ambony lovia ny lohan’i Jaona ka nomena ilay zazavavy; ary izy kosa dia nitondra izany ho ao amin’ny reniny.
malagasy
Dia nentina an-dovia ny lohany ka nomena ilay zazavavy; ary izy nitondra azy ho ao amin-dreniny.