Matthew 14:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga ny mpianatr’i Jaona ka naka ny fatiny dia nandevina azy; avy eo dia lasa izy ireo nilaza izany tamin’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalain’ny mpianatr’i Joany kosa ny faty dia naleviny, vao lasa izy nilaza izany tamin’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga kosa ny mpianatr ’i Jôhany, ka naka ny faty sy nandevina azy, ary lasa nilaza tamin’i Jesoa ny zava-nitranga.
Malagasy Bible 1865
Ary avy ny mpianany, dia naka ny faty ka nandevina azy; ary dia lasa izy ka nilaza tamin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga ny mpianatr’i Jaona ka naka ny fatiny dia nandevina azy; avy eo dia lasa izy ireo nilaza izany tamin’i Jesosy.
malagasy
Ary avy ny mpianany, dia naka ny faty ka nandevina azy; ary dia lasa izy ka nilaza tamin'i Jesosy.