Matthew 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy tokony handeha ireo; fa omeonareo hanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Tsy tokony handeha izy, fa omeo hanina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Tsy tokony handeha izy; ianareo no aoka hanome hanina azy.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy tokony handeha izy; omeonareo hanina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy tokony handeha ireo; fa omeonareo hanina.
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy tokony handeha izy; omeonareo hanina izy.