Matthew 14:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hoy izy tamin’ny mpanompony: I Jaona Mpanao batisa efa nitsangana tamin’ny maty izany, koa izay no ananany hery hanaovany izao asa lehibe izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy tamin’ny mpanompony: «I Joany Batista izay; efa nitsangana avy any amin’ny maty izy, ka izany no ahavitany fahagagana maro.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hoy izy tamin’ny mpanompony: –I Jôhany Mpanao batisa izay: efa maty izy no velona indray, ka izany no ananany hery ahavitany asa mahagaga.
Malagasy Bible 1865
ka hoy izy tamin'ny mpanompony: Jaona Mpanao-batisa izay; efa nitsangana tamin'ny maty izy, koa izany no ananany hery hanao izany asa lehibe izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hoy izy tamin’ny mpanompony: I Jaona Mpanao batisa efa nitsangana tamin’ny maty izany, koa izay no ananany hery hanaovany izao asa lehibe izao.
malagasy
ka hoy izy tamin'ny mpanompony: Jaona Mpanao-batisa izay; efa nitsangana tamin'ny maty izy, koa izany no ananany hery hanao izany asa lehibe izany.