Matthew 14:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nihinana avokoa izy rehetra ka voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany dia nahafeno harona roa amby folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihinana izy rehetra ka voky, ary nangonina ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika roa ambin’ny folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia samy nihinana avokoa izy rehetra ka voky. Ary nentin’ireo mpianatra ny tapa-mofo aman-trondro ambiny ka nahafeno sobika 12.
Malagasy Bible 1865
Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno harona roa ambin'ny folo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nihinana avokoa izy rehetra ka voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany dia nahafeno harona roa amby folo.
malagasy
Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno harona roa ambin'ny folo.