Matthew 14:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay nihinana dia tokony ho dimy arivo lahy, afa-tsy ny zaza amam-behivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa dimy arivo lahy no isan’ny nihinana afa-tsy ny zaza amam-behivavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa dia tokony ho dimy arivo ny vatan-dehilahy nihinana teo, afa-tsy ny zaza amam-behivavy.
Malagasy Bible 1865
Ary izay nihinana dia tokony ho dimy arivo lahy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay nihinana dia tokony ho dimy arivo lahy, afa-tsy ny zaza amam-behivavy.
malagasy
Ary izay nihinana dia tokony ho dimy arivo lahy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy.