Matthew 14:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo no eo ihany Jesosy dia nanery ny mpianatra hiondrana an-tsambokely mba hialoha Azy eny ampita mandra-pandravany ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nodidian’i Jesoa hiakatra an-tsambo kely niaraka tamin’izay ny mpianany, sy hita hialoha Azy ambara-pandràvany ny vahoaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vetivety foana taorian’izay, dia noteren’i Jesoa hiditra tao an-tsambokely ireo mpianatra ary nasainy hialoha Azy eny ampita; fa Izy mbola handefa ny vahoaka hody.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia nanery ny mpianatra hiondrana an-tsambokely Jesosy ka hita eo alohany ho eny am-pita mandra-pandràvany ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo no eo ihany Jesosy dia nanery ny mpianatra hiondrana an-tsambokely mba hialoha Azy eny ampita mandra-pandravany ny vahoaka.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia nanery ny mpianatra hiondrana an-tsambokely Jesosy ka hita eo alohany ho eny am-pita mandra-pandràvany ny vahoaka.