Matthew 14:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa lasa stadio maromaro lavitry ny morona ny sambokely tamin’izay ka natopatopan’ny alondrano satria notoherin’ny rivotra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ny sambo kely dia nahilangilan’ny onjan-drano teny afovoan’ny ranomasina, fa nanoha rivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sambokely tamin’izay dia efa kilaometatra vitsivitsy avy eny amorona ary natopatopan’ny alon-drano, satria notohain’ny rivotra.
Malagasy Bible 1865
Ary efa mby teo ampovoan'ny ranomasina ny sambokely tamin'izay, dia natopatopan'ny alon-drano izy, fa notohain'ny rivotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa lasa stadio* maromaro lavitry ny morona ny sambokely tamin’izay ka natopatopan’ny alondrano satria notoherin’ny rivotra izy.
malagasy
Ary efa mby teo ampovoan'ny ranomasina ny sambokely tamin'izay, dia natopatopan'ny alon-drano izy, fa notohain'ny rivotra.