Matthew 14:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny fotoam-piambenana fahefatra amin’ny alina dia nandeha teny ambonin’ny ranomasina hankeny amin’ny mpianany Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’ny fiambenana fahefatra tamin’ny alina, dia nandeha teny ambonin’ny rano i Jesoa ka nankeo amin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny maraina efa naneno akoho, dia lasa nanatona ny mpianany i Jesoa, nandeha teny ambony rano.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny fiambenana fahefatra amin'ny alina dia nankeny amin'ny mpianany Jesosy, nitsangantsangana teny ambonin'ny ranomasina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny fotoam-piambenana fahefatra amin’ny alina dia nandeha teny ambonin’ny ranomasina hankeny amin’ny mpianany Jesosy.
malagasy
Ary tamin'ny fiambenana fahefatra amin'ny alina dia nankeny amin'ny mpianany Jesosy, nitsangantsangana teny ambonin'ny ranomasina.