Matthew 14:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita Azy nandeha teo ambonin’ny ranomasina ny mpianatra dia raiki-tahotra ka niteny hoe: Matoatoa io; dia niantsoantso izy ireo noho ny tahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony nahita Azy nandeha teny ambony rano izy ireo, dia natahotra ka nanao hoe: «Matoatoa io,» sady niantsoantso izy noho ny tahony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nahatazana an’i Jesoa nandeha teny ambony rano ireo mpianatra ka raiki-tahotra sady nanao hoe: –Matoatoa io! Niantsoantso mafy ny mpianatra noho ny tahotra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahita Azy nitsangantsangana tambonin'ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita Azy nandeha teo ambonin’ny ranomasina ny mpianatra dia raiki-tahotra ka niteny hoe: Matoatoa io; dia niantsoantso izy ireo noho ny tahotra.
malagasy
Ary nony nahita Azy nitsangantsangana tambonin'ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra.