Matthew 14:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa Jesosy niteny tamin’izy ireo niaraka tamin’izay hoe: Matokia fa Izaho ihany, aza matahotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay dia niteny taminy i Jesoa nanao hoe: «Matokia, fa Izaho ihany, ka aza matahotra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy hatrany anefa dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Mahereza, fa Izaho ity; aoka izay ny tahotra!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niteny taminy niaraka tamin'izay hoe: Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa Jesosy niteny tamin’izy ireo niaraka tamin’izay hoe: Matokia fa Izaho ihany, aza matahotra.
malagasy
Ary Jesosy niteny taminy niaraka tamin'izay hoe: Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra.