Matthew 14:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Petera Taminy: Tompoko, raha Ianao ary io dia asaivo manatona Anao eny ambonin’ny rano aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly i Piera nanao hoe: «Raha ianao àry, Tompo, asaovy mankeny aminao eny ambony rano aho.» «Avia» hoy Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Tompo ô, raha Ianao tokoa, dia asaovy mankeny aminao eny ambony rano aho.
Malagasy Bible 1865
Ary Petera namaly Azy ka nanao hoe: Tompoko, raha Hianao ihany, dia asaovy manatona Anao eny ambonin'ny rano aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Petera Taminy: Tompoko, raha Ianao ary io dia asaivo manatona Anao eny ambonin’ny rano aho.
malagasy
Ary Petera namaly Azy ka nanao hoe: Tompoko, raha Hianao ihany, dia asaovy manatona Anao eny ambonin'ny rano aho.