Matthew 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria tokoa i Heroda dia efa nisambotra an’i Jaona, dia namatotra azy tao an-tranomaizina, noho ny amin’i Herodiasy, vadin’i Filipo rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Herôda efa nampisambotra an’i Joany, ka nanagadra sy nanao azy an-tranomaizina, noho ny amin’i Herôdiada vadin’i Filipo rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Herôda manko no nampisambotra an’i Jôhany ary nampigadra azy sy nampanao azy am-ponja; ny amin’i Herôdiada, vadin’i Filipo rahalahin’i Herôda, no antony.
Malagasy Bible 1865
Fa Heroda efa nisambotra an'i Jaona, dia namatotra azy ka nanao azy tao an-tranomaizina, noho ny tamin'i Herodiasy, vadin'i Filipo rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria tokoa i Heroda dia efa nisambotra an’i Jaona, dia namatotra azy tao an-tranomaizina, noho ny amin’i Herodiasy, vadin’i Filipo rahalahiny.
malagasy
Fa Heroda efa nisambotra an'i Jaona, dia namatotra azy ka nanao azy tao an-tranomaizina, noho ny tamin'i Herodiasy, vadin'i Filipo rahalahiny.