Matthew 14:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatsotra ny tanany niaraka tamin’izay Jesosy ka nandray azy sady niteny taminy hoe: Ry kely finoana, nahoana no nisalasala ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay, naninji-tanana i Jesoa, dia nandray azy, ka nanao taminy hoe: «Ry kely finoana, nahoana no nisalasala ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy hatrany i Jesoa dia nanatsotra tanana ka nandray an’i Petera ary nanao taminy hoe: –Ry kely finoana, nahoana no nisalasala ianao?
Malagasy Bible 1865
Ary naninjitra ny tànany niaraka tamin'izay Jesosy, dia nandray azy ka nanao taminy hoe: Ry kely finoana, nahoana no niahanahana ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatsotra ny tanany niaraka tamin’izay Jesosy ka nandray azy sady niteny taminy hoe: Ry kely finoana, nahoana no nisalasala ianao?
malagasy
Ary naninjitra ny tànany niaraka tamin'izay Jesosy, dia nandray azy ka nanao taminy hoe: Ry kely finoana, nahoana no niahanahana ianao?