Matthew 14:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa niakatra tao an-tsambokely izy ireo dia nitsahatra ny rivotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa niakatra teo an-tsambo izy ireo, dia nitsahatra ny rivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa tafakatra tao an-tsambokely i Jesoa sy i Petera, dia nitsahatra ny rivotra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niakatra teo an-tsambokely izy, dia nitsahatra ny rivotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa niakatra tao an-tsambokely izy ireo dia nitsahatra ny rivotra.
malagasy
Ary rehefa niakatra teo an-tsambokely izy, dia nitsahatra ny rivotra.